|
|
|
|

Teny iditra1  voatsipaka
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fototeny  3  tsipaka
Haiendriteny 
4  Ny lasa :
Fanazavàna teny malagasy  5  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#782] à qui ou à quoi l'on a donné un coup de pied
figuré: repoussé, rejeté
Ohatra  7  [2.470] nihatanora ny anao lahy ka saika voatsipany mbamin' ny sinibe, raha nitotorebika nandihy nony nandre ny zafiny ho lahikely.
Tovy hevitra  8  tsinipaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29