|
|
|
|

Teny iditra1  voavoly
Fototeny  2  voly
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] planté: hazo voavoly (Arbre planté ou transplanté)
Ohatra  6  [2.499#38] Raha izany no mba voavoly hazo, dia ho toerana mamy loatra.
7  [2.445#53] voavoly hazo fihinam-boa sy anana ny lohasaha sy ny vody tanety.

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11