Teny iditra (1/2) | 1 voavory |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Sihanaka]
nosy |
Tovy hevitra | 4 vòvory |
Teny iditra (2/2) | 5 voavory |
Sokajin-teny | 6 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3#859] Qu'on a réuni, ramassé |
Ohatra |
9 [2.606#180] Nony voavory betsaka ny kitay, dia nomeny taro koa izy. 10 [2.649#128] Izao avy no tontalim-bola sy ny zavatra voavory isam-Piangonana. |
Fototeny | 11 vory |
Tovy hevitra | 12 vinory |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |