Teny iditra | 1 vodiakoho |
Singan-teny | 2 vody, akoho |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 le croupion des volailles qu'on offre au père et à la mère, ainsi qu'aux personnes honorables, en signe de vénération et de respect [1.3] |
Ohatra |
5 Indray mandeha no mahazo vodiakoho, ka raha mijery ny zoky, dia manao mason-drenivitsika. [2.69#] 6 Ary ny vodiakoho entina kosa ho fanajana ny rai-aman-dreny, fa ny vodi-hena any ny Manjaka, koa iny no atao solo ny, mank' amy ny rai-aman-dreny kosa: [2.48] |
Voambolana |
7 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 8 Teny fanajana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny vodiakoho io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |