Teny iditra vodivoafelatanana (vody, voa, felatanana)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Ny zanaky ny mahatakatra tamin' izany nibonoka tamin' ny fitafiana volonondry matevina sy nikiraro ary nanao bas-sport hatreny antenantena-ranjony ka faritra kely foana, vodivoafelatanana teo ambany lohalika ny azy no mba voan' ny fanala [2.643]

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/19