| Teny iditra (1/2) | 1 vohoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antambahoaka] kibon-dranjo
[1.78] |
| Voambolana | 4 Haiaina |
| Fikambanana | 5 laharan' ny vohoka iray |
| Teny iditra (2/2) | 6 vohoka |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Tranon-jaza.
9 Ny kibo (itoeran' ny zaza). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 the womb
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 la matrice
[1.8] |
| Ohatra |
12 Aza mifoka na misotro alikaola mandritra ny fitondrana vohoka.
[2.424#]
|
| Voambolana | 13 Haiaina |
| Mpanahaka | 14 fananahana, 15 tranonjaza |
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 4 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|