Teny iditra voin > voina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Loza mihatra, antambo mby an-koditra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Calamity, aflliction [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Malheur, châtiment, peine, souillure, déshonneur, malédiction [1.3]
 Calamité, désastre [1.8]
Ohatra Izy aloha dia tonga isan-kerinandro taorian' iny voina iny. [2.472]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra voin > voy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana izay hampisosa ny lakana amin' ny fikapohana ny rano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The act of paddling a canoe [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de pagayer ou de ramer [1.8]
Sampanteny 

Teny iditra voin > voy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Vitan-dratsy, voina [1.78]