|
|
|
|

Teny iditra 1  voina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Loza mihatra, antambo mby an-koditra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 calamity, aflliction [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 malheur, châtiment, peine, souillure, déshonneur, malédiction [1.3#848]
6 calamité, désastre [1.8]
Ohatra  7  Izy aloha dia tonga isan-kerinandro taorian' iny voina iny. [2.472#111]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 13 misy ny teny how voina
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 anivo, 12 avony, 13 niavo, 14 vinoa, 15 viona, 16 voany, voina

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07