Teny iditra voin-kava-mahatratra (voina, havana, tratra)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   izay fahavoazana mahazo ny havana mahazo ny tena koa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   concern for others' afflictions [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   on ressent les souffrances des autres [Hallanger 1974]
   malheur d'un parent peut vous atteindre [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
   Le malheur qui atteint les parents vous atteint aussi. [Houlder 1895]
Famaritana malagasy   [Cousins 1871]
Ohatra  
1Voin-kava-mahatratra Nanolotra 585.964.840 Ariary ny Indiana []
2Voin-Kava Mahatratra taorian'ny voina nateraky ny fandalovan'ny rivodoza Haruna []
3Tsy nanadino nisaotra ny vahoaka Malagasy tonga namaly ny antso ny Praiminisitra tamin' ny fanomezana fanampiana na voin-kava mahatratra izay notanterahana tetsy Anosy ny Sabotsy faran' ny herinandro teo. []
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/06/17