|
|
|
|

Teny iditra1  voin-kava-mahatratra
Singan-teny  2  voina, havana, mahatratra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] izay fahavoazana mahazo ny havana mahazo ny tena koa
5  [2.653]
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] concern for others' afflictions
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] on ressent les souffrances des autres
8  [1.5] malheur d'un parent peut vous atteindre aussi: il faut être solidaire
9  [2.165] Le malheur qui atteint les parents vous atteint aussi.
Ohatra  10  Voin-kava-mahatratra Nanolotra 585.964.840 Ariary ny Indiana [5.mg.http://tiatanindrazana.com/actualites/voin-kava-mahatratra-nanolotra-585.964.840-ariary-ny-indiana-2015-04-15-17412.php]
11  Voin-Kava Mahatratra taorian'ny voina nateraky ny fandalovan'ny rivodoza Haruna [5.mg.https://mg.globalvoices.org/2013/02/28/46289/]
12  Tsy nanadino nisaotra ny vahoaka Malagasy tonga namaly ny antso ny Praiminisitra tamin' ny fanomezana fanampiana na voin-kava mahatratra izay notanterahana tetsy Anosy ny Sabotsy faran' ny herinandro teo. [5.mg.http://www.eventsmada.com/122-voin-kava-mahatratra-namaly-ny-antso-ny-malagasy]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny voin-kava-mahatratra io

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23