Teny iditra voizina (voy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny lakana izay asosa amin' ny fikapohana ny rano miverina raha tiana handroso ny lakana, ary mandroso raha tiana hiverina ny lakana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be paddled, to be rowed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on pagaye, qu'on rame, qu'on fait avancer en ramant [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : voizina, voiziko, voizinao, voiziny, voizintsika, voizinay, voizinareo, voizin', voizin-, voizim-, voizi-
Ny lasa : novoizina, novoiziko, novoizinao, novoiziny, novoizintsika, novoizinay, novoizinareo, novoizin', novoizin-, novoizim-, novoizi-
Ny hoavy : hovoizina, hovoiziko, hovoizinao, hovoiziny, hovoizintsika, hovoizinay, hovoizinareo, hovoizin', hovoizin-, hovoizim-, hovoizi-
Filaza mandidy : voizo
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20