|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  vola
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Taratasy na metaly misy sary ary voamarika, ataon' ny fanjakan' ny tany tsirairay avy, ka manan-kery amin' io tany io hahazoana mividy zavatra: Tsy azo vidim-bola aman-karena izahy [1.1]
4  drala [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5  money in general [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  argent; monnaie [1.8, 1.13]
Voambolana  7  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Lahatsoratra  24  Randzavola: vola ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/3)25  vola
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27  Metaly sarobidy, izay fotsy mamirapiratra, anaovana vola sy firavaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  28  silver [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  29  argent [1.8, 1.13]
Voambolana  30  Simia
Sampanteny 
31  Anarana :
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Anaran-toerana 
Ohabolana  53  Ohabolana misy io teny vola io
Tsanganana sy sary iray takila  54  Fisokajiana miherina

Teny iditra (3/3)55  vola
Sokajin-teny  56  anarana
Fanazavàna teny malagasy  57  volana mpanazava alina [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  58  lavo, lova, valo, vola

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/31