|
|
|
|

Teny iditra1  volaina
Fototeny  2  vola
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Amidy mba ho tonga vola: Milaza tsy manam-bola ianao, nefa manan-trano; raha izaho ianao, volaiko ilay trano
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  alavony, avalony, avilano, ivaloan, ivolana, lanivoa, lavanio, lavinao, lovanay, loviana, nivaloa, novalia, ovinala, valinao, valoina, volaina, volanay

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20