|
|
|
|

Teny iditra1  vola kizo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ny vola ariary
Fanazavàna teny frantsay  4  [2.415] argent précieux. Appellation générale de la pièce de cinq francs
Ohatra  5  [2.508] Ary ny vola kizo roa ambinifolo hampiako roa ambinifolo hafa.
Voambolana  6  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Singan-teny  7  vola, kizo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07