Teny iditra | 1 vola kizo |
Singan-teny | 2 vola, kizo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ny vola ariary |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [2.415] argent précieux. Appellation générale de la pièce de cinq francs |
Ohatra |
6 Ary ny vola kizo roa ambinifolo hampiako roa ambinifolo hafa. [2.508] |
Voambolana |
7 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |