Teny iditra volatsivaky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vola nomena ny mpanjaka ho fankatoavana ny maha-Andriana azy [2.436]
Ohatra 
1Dia nanasin'Andriana amy ny volatsivaky Ratsimamanga 15 Vtra [2.59]
2Indro ny volatsivaky hahamasina anao eto amin' ny tany sy ny fanjakana [2.528]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/25