Teny iditra volavelona (vola, velona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy karaza-metaly sarobidy, tsiranoranony fa tsy mivongana ny toetrany, ary anaovana ireo fitaovana fitsapana hafanana na fitsapana ny havesatry ny aera [Rajemisa 1985]
 karazana metaly fotsy miranoka [SLP 1986]
Famaritana anglisy quicksilver, mercury [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mercure [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974, SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  Hg
Tsanganana sy sary iray takila Firaketan'i Mendeleiev

2013/09/16