Teny iditra | 1 volavelona |
Singan-teny | 2 vola, 3 velona |
Sokajin-teny | 4 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 karaza-metaly sarobidy, tsiranoranony fa tsy mivongana ny toetrany, ary anaovana ireo fitaovana fitsapana hafanana na fitsapana ny havesatry ny aera [1.1] 6 karazana metaly fotsy miranoka [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 quicksilver, mercury [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 mercure [1.3, 1.5, 1.8, 1.13] |
Isam-pirenena |
9 Hg [3.1] |
Voambolana | 10 Simia |
Tsanganana sy sary iray takila |
11 Fisokajiana miherina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |