Teny iditra | 1 voleo |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana volena [Fitanisana] |
Ohatra |
3 [1.1] voleo tsaramaso ity tany ity, ary itsy kosa voleo katsaka 4 [1.1] voleo mangahazo atsy avaratrano |
Fototeny | 5 voly |
Fivaditsoratra | 6 voleo, voloe |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |