|
|
|
|

Teny iditra1  volo hala
Singan-teny  2  volo, hala
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] lolom-po, otri-po
Ohatra  5  volohala sy fanendrikendrehana tsy an-drariny izao fiampangana ny sakaiza nitokiako izao, ka raha tsy manana porofo mazava tsara ny mpiampanga dia tsy havelako ho afa-maina izy, satria mpamono olona. [2.643#]
Kamban-teny 
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny volo hala io

Fivaditsoratra  8  halavolo, holalova, volo hala

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11