Teny iditra | 1 vololona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsimoka mitrebona voalohany; ravina malemy izay miseho eny amin' ny tendron' ny hazo. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] Nom général du bourgeon terminal bien différencié et roulé en spirale de certains végétaux : Arecaceaes, bananiers, bambous, etc. Ce nom est également donné aux grandes Poaceae fourragères ou comestibles (à tige sucrée) |
Ohatra |
5 tsy fary aho ka ho be vololona [2.69#0] 6 Ravololona no ho anarany, fa hazo be vololona no nakana azy [2.588#] |
Voambolana |
7 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran' olona |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny vololona io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06 |