|
|
|
|

Teny iditra1  volombato
Singan-teny  2  volo, vato
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] karazan-javamaniry bitika kely mandrakotra ny vato
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] moss on rocks
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] mousse sur les roches, mousse
7  [1.196] (de volo (1) ; poils ou cheveux ; et vato : rocher, pierre). Nom générique des mousses et lichens saxicoles. On leur prête le pouvoir de neutraliser les poisons. Ils entrent par exemple, dans la composition de l'odi-raiboboka remède contre les flèches et sagaies empoisonnées.
Ohatra  8  fa ny zavatra madinika hiany, ary ny volombato sy ny namany no be [1.357#]
Voambolana  9  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23