Teny iditra volomisaona (volo, saona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsileo] Randram-bolo betsileo fanao rehefa misaona: avala hisarakorako, na miolana kely amin' ny ila sofina roa ny volo [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31