|
|
|
|

Teny iditra1  volomisaona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Betsileo] Randram-bolo betsileo fanao rehefa misaona: avala hisarakorako, na miolana kely amin' ny ila sofina roa ny volo
Voambolana  4  Fandram-bolo
Singan-teny  5  volo, misaona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07