Teny iditra | volonkotona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Karazan' ahidrano [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | a water plant. Hydrotriche hottoniiflora, Zucc., and perhaps one or two other water plants [Richardson 1885] | |
Fandikana frantsay | espèce d'algue. Hydrotriche hottoniiflora, Zucc. [Abinal 1888] | |
Voambolana | Haizavamaniry: Ahitra | |
Anarana siantifika | Hydrotriche hottoniiflora | |
Ohatra | Ny lainga toy ny volonkotona mamahatra ambany rano ka mora tapaka [Fox: Hainteny, laharana 263] | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny volonkotona io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |