|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  volonondry
Sokajin-teny  2  anarana
Singan-teny  3  volo, ondry
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  5  [1.1] Lamba vita amin' ny volon' ny ondry
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] wool
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] laine
8  [1.13] laine
Ohatra  9  [2.470#152] Tsy miala akanjomandry sy fehitenda volonondry izy manao izany.
Voambolana  10  Toe-karena: zaitra
Lahatsoratra  11  Randzavola: volonondry ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)12  volonondry
Sokajin-teny  13  anarana
Singan-teny  14  volo, ondry
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.196] (sens général : liane, poils de mouton). Nom donné à plusieurs petites Poaceae gazonnantes. Surtout : Panicum umbellatum Trin. et Digitaria didactyla Willd. (Poaceae), pour la côte Est. [Betsimisaraka]
sur les pentes orientales, plutôt : Digitaria humbertii A. Camus (Poaceae). [Merina]
16  [Bezanozano]
Voambolana  17  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10