Teny iditra volovolo (volo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Havana akaiky (io teny io dia ampiasaina miaraka amin' ny "Tsy"): Tsy taovana tsy volovolo: Tsy havana tsy inon-tsy inona [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra volovolo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] volo malemy na mandady [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] volomandady [Rakotosaona 1972]
  [Bezanozano] volomalemy [Rakotosaona 1972]

2012/12/24