Teny iditra volovoloina (volovolo (volo))
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Efa fandre matetika ny filazana fa karazan'olona hafahafa izy ireo (mainty hoditra, fisa-doha, volovoloina, donto saina). [Randriamamonjy: Tantara, takila 330]
Teny nalaina 

2015/10/12