|
|
|
|

Teny iditra1  vongana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Didy na tsorian-javatra mivaingana iray manontolo: Vongan-kena
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a lump
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#854] un morceau, un bloc, une tranche, une barre de savon
6  [1.8] masse, bloc
7  [1.13] bloc, concrétion
Ohatra  8  ka inoako fa ny firafiny ho vongana iray no nampiavaka ity " Tao Anatin' ny Sarotra " ity [2.357#]
9  Afangaron' ny olona amin' ny bainga izy io indraindray, kanefa ny bainga (vaingana navadiky ny angady) dia avy amin' ny vainga, fa ny bonga kosa dia avy amin' ny vonga na vongana. [2.643#]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  22  avangon, avongan, navango, navonga, vangoan, vongana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21