|
|
|
|

Teny iditra1  vonjena
Fototeny  2  vonjy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Itondrana vonjy, alana amin' ny loza: Vonjeo haingana irỳ zaza irỳ fa nianjera
Aleha, hatonina: Vonjeo haingana ny Dokotera raha marary ianao
Ampiana: Novonjeny ny mahantra ary nampiantranoiny ny tsy manan-kialofana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be helped, to be saved ; to be attended (of a meeting, etc.)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on aide, qu'on secourt, qu'on sauve; (réunion) à laquelle on assiste
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny vonjena io

Fivaditsoratra  12  nanjevo, vonjena

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21