Teny iditra vonjimaika (vonjy, aika)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy ilazana ny zavatra ampiasaina mandra-pahavitan' ny tena izy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy done in a hurry; temporary [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay fait à la hâte; provisoire [Hallanger 1974]
 provisoire [SLP 1986]
Tsipelina hafa 
Mpitovy hevitra vonjy tavan' andro
Ohatra 
1Toe-javatra manokana ny fitànana am-ponja vonjimaika. [Fanjakana: Lalam-panorenana]
2Ravolisiny anabaviny no nanjaka vonjimaika fony Navony mbola kely [Randriamamonjy: Tantara, takila 102]
3Samy afa-pon' io filazana vonjimaika sy tsy mamatotra io izahay telo mianaka [Andraina: I Vola, takila 23]

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/15