Teny iditra (1/2) | 1 vonjy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Avotra, fanalana amin' ny loza; fanampiana, fiantràna Famonjena kely na fahafaham-po kely mialoha Enti-milaza koa ny famoriam-bola sy famonjena ireo tratran' ny tsy fahampiana tampoka na voina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] help, rescue, salvation |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] aide, secours, salut 6 [1.196] sens général : secourir, sauver quelqu'un |
Ohatra |
7 Angamba anefa ny fiarovan-tena vonjy poritra no nahatonga indrindra ny fandehan-javatra ho toy izany. [2.472] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 22 vonjy |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [1.196] (allusion à la grande efficacité qu'on attribue à cette plante). Nicolsonia barbata (L.) DC. (Fabaceae). Nom malgache relevé par Descheemaeker ; détermination de P. Boiteau d'après les photos reçues de Descheemaeker. On administre sa décoction aux enfants contre les vomissements alimentaires ; dans les coliques et autres affections gastro-intestinales. [Betsileo]
|
Voambolana |
25 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 27 njovy, vonjy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |