Teny iditra vonjy fo (vonjy, fo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy sakafo kely atao tohan' aina mialoha ny sakafo lehibe mbola tsy masaka [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31