Teny iditra vonjy rano vaky (vonjy, rano, vaky)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fanampenana ny fefiloha izay vakin' ny rano [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy help in an emergency [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay aide donnée d'urgence [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31