Teny iditra vonjy taitra (vonjy, taitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy famonjena haingana atao amin' izay asian' ny fahavalo na tratran' ny voina tampoka; fitondrana famonjena noho ny zava-niseho: jiolahy, hain-trano... [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31