|
|
|
|

Teny iditra1  vonjy taitra
Singan-teny  2  vonjy, taitra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] famonjena haingana atao amin' izay asian' ny fahavalo na tratran' ny voina tampoka; fitondrana famonjena noho ny zava-niseho: jiolahy, hain-trano...

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20