Teny iditra | 1 vono baibona |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] famonoana tsy ho hita ireo tendron' ny vy anakambanana takela-by na hazo; ilazana ny fantsika izay alentika mafy, na pehina tsy ho afa-mitsoaka 4 [1.13] [vonobaibona] fomba fanambarana takelaka metaly amin'ny fantsi-maty na baibona |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] [vonobaibona] rivetage |
Voambolana |
6 Haitao |
Singan-teny | 7 vono, baibona |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |