Teny iditra vono baibona (vono, baibona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy famonoana tsy ho hita ireo tendron' ny vy anakambanana takela-by na hazo; ilazana ny fantsika izay alentika mafy, na pehina tsy ho afa-mitsoaka [Rajemisa 1985]
 (vonobaibona) fomba fanambarana takelaka metaly amin'ny fantsi-maty na baibona [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay (vonobaibona) rivetage [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31