|
|
|
|

Teny iditra1  vonona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vita fiomanana hanao na hitsena zavatra izay mety ho tonga na ampoizina ho tonga: Vonon-kiady ny firenena
Voaomana, vita, voamboatra: Efa vonona ny sakafo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] ready; available, at hand
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.8] prêt
6  [1.3] préparé, complet, disposé
7  [1.8] disponible
Ohatra  8  vonona ny zavatra rehetra (tout est préparé, prêt) [1.3]
9  vonon-kandeha rahampitso izy (il est prêt' à partir demain) [1.3]
10  vonon-ko tezitra izy (il est prêt à manifester sa colère) [1.3]
11  vonon-ko aty izy (il est prêt à mourir, il est bien disposé à la mort) [1.3]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Anarana :
17  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny vonona io

Fivaditsoratra  20  avonon, nanovo, navono, vañono, vonoan, vonona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21