Teny iditra vontsina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Laingo, taroka, bontsina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Bourgeon, pousse [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra tsimoka ~ tsiry

Teny iditra vontsiña
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Voky [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31