Teny iditra vontsira
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana laharan-tsikidy iray [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  sikidy

Teny iditra vontsira
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-biby mitovitovy amin' ny fosa [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay furet [Rajemisa: Vakoka]
 galidie élégante (Galidia elegans): salana [Tsimbazaza ]
 galidie concolore (Salanoia concolor) [Tsimbazaza ]
Voambolana 
Anarana siantifika Galidia elegans, Salanoia concolor
Mpanahaka  vontsira fotsy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31