|
|
|
|

Teny iditra1  voriravina
Singan-teny  2  vory, ravina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.19] [Tsimihety] nom d'une espèce de liane, Cissampelos pareira
5  [1.196] (de vory : rondes, arrondies, et ravina : feuilles). Cissampelos pareira L. et autres espèces (Razafindrambao 30) (Menispermaceae). Toute la plante, mais surtout les racines, sont riches en alcaloïdes. Ces alcaloïdes préparés par P. Boiteau se sont révélés actifs vis-à-vis du paludisme aviaire (Voir Lloydia 10 (1947) p. 145-174). Mais leur forte toxicité n'a pas permis leur utilisation en clinique comme préventifs du paludisme. En médecine populaire, la décoction des racines est administrée dans les ictères et comme tonicardiaque. La posologie étant mal connue, les accidents mortels ne sont pas rares. [Merina]
Ohatra  6  Ny anaran' ny voriravina dia Cissampelos Pareira, Linn. [1.357#]
7  Dia entina ny voatavo arivolahy (voataVo misy tendany izany) ka ny zaza velon-dray aman-dreny no mi-tondra ny voatavo sy vahy voriravina sy fan-drotrarana sy volafotsy ary hafotra atao hoe 88 «somangana. [2.857#]
Voambolana  8  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
9  Haibiby: fitsaboina momba ny biby
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  11  novarivari, voriravina

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14