|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vorombe
Singan-teny  2  vorona, be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Jereo gisa
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a goose
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.54, 1.8] oie
Ohatra  7  Nefa tsaroako fa indray mandeha, nisy nangalatra vorombe iray; [1.437#]
8  Ny mangalatra vorontsiloza, na vorombe, na dokotra, na vorombazaha, na akoho, dia atao an-tranomaizina herinandro; [1.123#]
Voambolana  9  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  10  gisa
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny vorombe io
Sary 
14 

Teny iditra (2/2)15  Vorombe    
Sokajin-teny  16  anarana
Isam-pirenena  17  [3.1] V. titan
Voambolana  18  Haiharingarinifahagola
Anaram-biby 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02