Teny iditra vorondolo (vorona, lolo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vorona anisan' ny antsoina hoe tsy sahy andro; be maso, be vola, misy sangany kely ny vorondolo; noho izy mpivoaka amin' ny alina, dia malaza ho voron' ny mpamosavy izy; tsara ho fantatra anefa fa anisan' ny vorona mahasoa izy noho ny fihazany ny voalavo, totozy sy ny namany (iray fianakaviana amin' ny vorondolo ny tararaka sy ny matoriandro) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an owl [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay hibou [Rajemisa: Vakoka, Veyrières 1913, Hallanger 1974]
Voambolana 
Ohatra Asa, hisy hanongotra ny tolàna sy ny varavarana ka ny vorondolo sy ny hitsikitsika no honina ao aminy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 122]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny vorondolo ity (1): Vorondolo

Teny iditra vorondolo
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay se disait des gens qui sortent la nuit ; des paresseux qui vont voler, la nuit [Veyrières 1913]

Teny iditra Vorondolo (vorondolo)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany vorondolo

2017/06/29