Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : vorondolo | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza atao hala maina, hoatry ny vorondolo : tsy hohanin-kena, tsy Aza atao hala maina ohatra ny vorondolo: tsy ho hanin-kena, tsy Aza atao hala maina toa vorondolo : tsy ho hanina, tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne haïssez pas sans motif comme on hait le hibou ; on ne le mange pas, on n' en fait pas de bouillon, mais on le tue pour rien. [2.415 #5645]
Ne haïssez pas sans raison comme on hait le hibou; on ne le mange pas, on n' en fait pas du bouillon, mais on le tue pour rien. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aza manao vorondolo midongy an-tranon' ny sasany. [2.415 #6350, 2.558 #642, 2.653 #553] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme le hibou qui s'obstine et ne veut pas déloger de chez autrui. [2.415 #6350] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les hiboux s' emparent des nids de takatra. [2.415 #6350] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Kary mihomehy ny vorondolo : ny mandady indray no maneso ny manidina. [2.558 #1602]
Kary mihomehy vorondolo: ka ny mandady indray no mihomehy ny manidina. [2.165 #817] Kary mihomehy vorondolo : ny mandady indray no mihomehy ny manidina. [2.653 #1234, 2.974 #153] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Kary riant du hibou; il rampe et se moque de celui qui vole. [2.974 #153]
Quand un chat sauvage se moque d' un hibou, on a un quadrupède se moquant d' un oiseau. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce devrait plutôt être le contraire, semble-t-il. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Manjonitra tsy mana-manjo hoatry ny vorondolo. [2.415 #5556]
Manjonitra tsy mana-manjo, ohatra ny vorondolo. [2.653] Manjonitra tsy mana-manjo toa vorondolo. [2.558 #2124] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Sombre et mélancolique sans porter le deuil, comme le hibou. [2.415 #5556] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait par moquerie de ceux qui étaient tristes sans motif. [2.415 #5556] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Mpanarivo maty vorombe, malahelo maty ganagana, mpamosavy maty vorondolo : samia mihinana ny azy rahavana. [2.558 #2582] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Ny takatra no mahavita trano, ka ny vorondolo no mibohy. [2.653 #2424]
Ny takatra no mahavita trano, ka ny vorondolo no mivolon- Ny takatra no nahavita trano, ka ny vorondolo no mibohy. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est le "takatra" qui a fait le nid, et c' est le hibou qui s' en vante. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le nid du "takatra" est énorme. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Tsy mety raha mandihy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Vorondolo mitera-boromanga ka tsara indray noho rainy. [2.165 #1895]
Vorondolo nitera-boromanga, ka tsara indray noho rainy. [2.415 #1012] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Hibou qui a donné naissance à un oiseau bleu : celui-ci est plus beau que son père. [2.415 #1012]
Un hibou qui a donné naissance à un oiseau bleu, ce dernier est plus beau que son père. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Enfant qui dépasse ses parents. [2.415 #1012] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Vorondolo mitodika : atriny aby. [1.147 #V100] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Vorondolo sa matoriandro, no tratry ny mazava vao tsy mahita Vorondolo sy matoriandro, ka mahita mazava vao jemby. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Vorondolo toetra ny reniny, ka kary fiaina ny zanany. [2.558 #5046] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||