Teny iditra vory loha (vory, loha)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny tafon' ny trano izay tsy mba nasiana tapenaka avo fa natao mitovy efatra eo ampovoany kosa [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  voriloha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31