| Teny iditra | 1 vosotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny na zavatra atao hihomehezana, vazivazy, kivazivazy, somonga: Mbaolona tia vosotra koa Rangahy iny!
4 Famazivaziana, hanihany, haraby [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a joke, a jest
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 plaisanterie, raillerie
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 18 vosobosotra |
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|