|
|
|
|

Teny iditra1  votry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanosy] antonta; tranombitsika
4  [1.1] Tranom-bitsika izay miendrika dongon-tany kely etỳ ivelany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] termites; a termite mound
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] termites; nid de termites
7  [1.13] termite, termitière
Voambolana  8  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
9  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  10  vitsikazo
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny votry io
Sary 
12 

Fivaditsoratra  13  trovy, vitro, votry

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21