|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  vovona
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Avosa, fanaovana antontany.
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Anarana :

Teny iditra (2/4)7  vovona
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezity
Ny riran-damosin' ny hazandrano.
Voambolana  10  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  11  vombo, vombona
Kamban-teny 

Teny iditra (3/4)13  vovona
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.78] [Taisaka] vovonana, tafontrano
16  [1.1]

Teny iditra (4/4)17  vovoña
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.78] [Tambahoaka] loharano kely tsy mandeha
20  [1.78] [Tanosy] dobo

Fivaditsoratra  21  avovon, navovo, vovoña, vovona

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08