Teny iditra | vozonana (vozona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Raisina amin' ny vozony Terena hanaiky: Tsy novozonana ianao nanao an' io, ka amin' izany tanteraho hatramin' ny farany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be forced (taken by the neck) [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on saisit par le cou ; que l’on contraint [1.3] | ||||||||
Qu'on force (en le tenant par le cou) [1.8] | |||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |